Travail en ligne pour 2022

il y a 12 jours | 75 fois | Note : 3

Détails sur l'annonce

Azavaiko anao ny Capital Finance, site d’investissement nampiasaiko efa ho herintaona mahery lasa izay ka efa nahitako tombony sy nahazoako tombotsoa tokoa ny nanaovako azy.

Investissement no atao, ary mety avokoa izay vola ampiasaina sy hampitomboana eto na kely io na betsaka. Andraisana tombony 120 ka hatramin’ny 300% ao anatin’ny 60 ka hatramin’ny 100 andro ny fampiasam-bola. Fe potoana izay antonony tsara (tsy lava loatra noho tsy fohy ihany koa)

Rehefa nasokatra kaonty ao amin’ny Capital Finance dia afaka manomboka sy manao investissement avy hatrany. Afaka misafidy izay plan d’investissement mety sy mifanaraka amin’ny filanao ianao amin’izany.

Voafaritra dieny mialoha ny fotoana izay andraisana ny vola; ny tombony izay ho raisina arakaraka ny plan izay nosafidiana. Afaka misafidy ny andray karama isam-bolana na handray vola mitambatra afaka 2 volana sns…

Azo atao tsara ny mampiakatra tsikelikely ny fampiasam-bola izay atao. Mahazo mampiasa plan d’investissement maro sy mampiasa ireo karazana plan izay misy ao ihany koa ianao.

Tsy voatery mampiditra sy mitady olona rehefa manao Capital Finance (tsy mila referral), ary afaka mitohy sy mahazo tombony mandavan-taona noho ny fahafahana mamerina mampiasa ny vola izay efa nahazoana tombony tsy misy fetra (réinvestissement).

Efa ampiasain’olona amin’arivony maro maneran-tany ny Capital Finance ankehitriny ary efa voaporofo tokoa ny maha à long terme azy. Efa betsaka ireo izay efa naharay vola ka nahazo tombony betsaka tao amin’ny orinasa Capital Finance nandritra izay taona maro  nisiany izay.

Ity ny rohy afahanao misoratra anarana sy manokatra kaonty ao amin’ny Capital Finance.

https://my-capitalfinance.com/signup.php?refer=pyjama&ral=2037

 

Misy bonus 20.000 C-coins (2$) na 8000Ar avy hatrany vao voasokatra ny kaontinao.

 

NB: misy lien izay mila clickena any anaty mail mba afahanao mi-valider ny kaontinao raha vao vita ny inscription.

 

Mode de paiement:   (Portefeuille) Payeer, Perfect money, Advcash, Bitcoin

                                   (P2P CFT) Mvola, orange money, airtel money, Western union…                         

Groupe facebook Capital Finance: https://web.facebook.com/groups/capitalfinanc/

Commentaires sur l'annonce

Soyez le premier à mettre vos remarques, propositions, ou critiques sur l'annonce.

Déposer votre commentaire ou avis sur l'annonce

1
2
[OK]

Veuillez d'abord vous authentifier pour ajouter votre commentaire.

Autres annonces récentes : "Informatique"

Travail en ligne ( nouveau)

il y a 4 heures / 7048 fois / sur 21 avis

Bonjour voulez vous gagner de l'argent facile sans fournir trop d'efforts ? Si la réponse est oui je vous... Plus de détails
avatar Saintia

Saintia
PARTICULIER

Abidjan
Ivory Coast


Travail en ligne avec paiement par western union, paypal, bitcoin etc

il y a 4 heures / 23910 fois / sur 31 avis

Voulez vous gagner de l'argent en ligne sans fournir trop d'effort ? Si oui je vous propose de visiter ce site qui vous permet de gagner un revenu men... Plus de détails
avatar Saintia

Saintia
PARTICULIER

Abidjan
Ivory Coast


Tolotra asa en ligne azo antoka afaka atao vadin'asa tsara

il y a 12 heures / 2186 fois /

Salama daholo! Ireto misy tolotra ho an'izay maniry hanao asa en ligne ary afaka atao vadin'asa tsara. Natao... Plus de détails
Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar


Un(e) testeur logiciel (r2210-testlog)

il y a 15 heures / 2153 fois / sur 4 avis

Société internationale basée en France (Groupe QM) spécialisée en recherche clinique et épidémiologiq... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Un(e) architecte developpeur (r2210-archdev)

il y a 15 heures / 4503 fois / sur 1 avis

Antananarivo, ANTANANARIVO

Société internationale basée en France (Groupe QM) spécialisée en recherche clinique,... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Voir plus d'annonces "Informatique" >>

A propos de l'annonceur

Avatar de Mahasoa2022

Mahasoa2022
PARTICULIER

Madagascar

Membre depuis : 23/09/2022

PREMIUM

A vendre Anay : collations diverses et transformation agroalimentaire

il y a 19 heures - 550 fois - sur 1 avis

Ambatobe, Antananarivo, ANTANANARIVO

Adeptes des recettes revisitées d’antan et du Vita Malagasy, faites découvrir &a... Plus de détails

Anay

Divers / Produits alimentaires
PREMIUM

Offre de services Itana-maitso 🌳 jardinier/paysagiste à antananarivo - madagascar 🌳

il y a 19 heures - 7160 fois -

Antananarivo, ANTANANARIVO

🌳 Le jardin extérieur est un havre de paix à la fois esthétique et propice &agr... Plus de détails

Offre de services / Jardinier, paysagiste, aménagement extérieur
PREMIUM

A vendre Logiciel d'édition de partition solfa pour groupes chorales

il y a 19 heures - 28342 fois - sur 10 avis

Haja Nirina ANDRIANTSOA  vous offre un logicield'édition de partition SOLFA HARMONIA V 3.02 HA... Plus de détails

andhaja

Divers / Instruments de musique