Offre d'emploiTravail en ligne a domicile

Annonce mise à jour Publiée le 18 Apr. 2018 à 21:21

NAHITAKO SOA dia zaraiko ;asa en ligne tsotra sady mora,mitsidika panneau de publicité   dia efa afaka mahazo vola,site tena izy fa tsy arnaque,andramo sao dia mahasoa anao ihany koa,araho ny rohy http://atamoney.win/1097068672703/

mila manao connection internet pendant une heure par jour eo dia mahazo vola misy misy,andramo fa tsy ho diso fanantenana ianao

L'annonce peut ne plus être disponible Cette annonce a été déposée il y a 7 mois, elle peut ne plus être disponible.

Cette annonce a été consultée 1884 fois

Evaluation de l'annonce

Moyenne des votes : Vote positive annonce Vote positive annonce Vote positive annonce Vote negative annonce Vote negative annonce Moyen 3 sur 5 selon 23 avis

Vous pouvez aussi évaluer et mettre vos remarques, questions sur cette annonce ici

Commentaires sur l'annonce (23)

Partager vos remarques, propositions, ou critiques sur l'annonce. L'annonceur recevra une notification par email et dans son espace membre lorsqu'un commentaire est déposé.

Avatar de beloa2018

beloa2018

, le vendredi 06 avril 2018, 12:12 a écrit :

Bonjour, Maro ianareo no mipublié an'ity asa ity fa dia mba mila fnazavana fanampiny izahay eo amny fandraisana an le vola, fa mba tena intéressé, Misaotra tompoko

Appreciation sur l'annonce

Avatar de natietady

natietady

, le vendredi 06 avril 2018, 12:43 a écrit :

bonjour,tato ihany za no naita ilay lien dia nanandrana,miditra ao @ lay site dia mamorona log in sy mot de passe,avy eo misy lien omeny azahoanao code misy panneau publicitaire maro dia miezaka mampiditra maximum anilay code omeny eo ianao satri ny code iray 10cents,rehefa tafiakatra 150dollars minimum ny volanao dia afaka alaina saingy mila mampiditra 40 filleuls ao amin'ilay site aloha ianao hitsidika zay vao afaka mahazo ilay vola,dia izay no mahatonga ilay partage,rehefa manao daholo ireo olona voasarikao ireo dia mbola mahazo 50 pour cent indray ianao amin'ny vola azon'izy ireo,

Appreciation sur l'annonce

Avatar de natietady

natietady

, le vendredi 06 avril 2018, 12:46 a écrit :

afaka atao western union,na compte bancaire na paypal sns ilay paiement fa mba ialana am ilay tahotra dia aleo western union andramana,tsy mahafaty antoka ny manandrana fa andramo aloha e

Appreciation sur l'annonce

Avatar de beloa2018

beloa2018

, le vendredi 06 avril 2018, 13:25 a écrit :

Misaotra indrindra aamin'ny fanazavana, fa mialatsiny fa za vendrana be, io 40 filleuls zany olona hafa tadiaviko manao inscription amn le site ? sa aona? de aona no afantarana hoe avy aty amiko zareo. Azafady indrindra de mankasitraka anao amn fizarana ny soa

Appreciation sur l'annonce

Avatar de natietady

natietady

, le vendredi 06 avril 2018, 14:02 a écrit :

eny tompoko,reo olona 40 reo manao ohatra anao ihany koa inscription@ alalan'ny liens iray efa omena anao rehefa tafiditra,ny afantarana azy hoe anao reo olona ireo dia ilay liens satria io miova foana isaky ny nouveau inscrit,ianao miditra am liens omeko dia avy eo ianao mahazo liens hafa afaka partagena dia otrizay hatrany hatrany

Appreciation sur l'annonce

Avatar de beloa2018

beloa2018

, le vendredi 06 avril 2018, 14:11 a écrit :

Mazava tompoko fa de misaotra indrindra

Appreciation sur l'annonce

Avatar de natietady

natietady

, le vendredi 06 avril 2018, 14:18 a écrit :

tsy misy isaorana,za zao mbola mitady ilay olona 40 fa mazotoa koa ianareo

Appreciation sur l'annonce

Avatar de Rakotodavid

Rakotodavid

, le samedi 07 avril 2018, 12:59 a écrit :

site arnaque io fa aza miditra @io! za zao no efa nanao an'io fa ts mahazo vola zan, ref mafeno anle 40referal enw d asainy mandoa vola ndray avy eo! lany ftoan ftsn @io eo nareo rh ts mino d clikeo ty lien ty https://www.google.mg/search?ei=joTIWquVDYeOgAb034LICw&q=is+iqmoney.club+scam%3F&oq=is+iqmoney.club+scam%3F&gs_l=psy-ab.3...20266.23467.0.24218.3.3.0.0.0.0.1130.1593.4-1j7-1.2.0....0...1c.1.64.psy-ab..1.0.0....0.9xJH4XoHA1Q

Appreciation sur l'annonce

Avatar de Rakotodavid

Rakotodavid

, le samedi 07 avril 2018, 13:28 a écrit :

Arnaque io site io! ary miova² domaine isanandro mints ry zareo! rh iqmoney.club izy androan d rampitso izy winmoney.club d miova² be fôna! zay no maha arnaque azy!

Appreciation sur l'annonce

Avatar de natietady

natietady

, le samedi 07 avril 2018, 16:41 a écrit :

bonjour Rakotodavid,le nandramako io aloha atamoney.win fon fa mbola tsy niova atreto fa rhefa kely2 no asa,fa le sitenao io ve zany tena sur fa mahazo fa oandramako koa,merci

Appreciation sur l'annonce

Avatar de Rakotodavid

Rakotodavid

, le samedi 07 avril 2018, 18:04 a écrit :

Bonjour! rah tsy mino enw d tapeo iqmoney.club, winmoney.club fa site ray mitovy @ anao ian io teneniko io! za efa nanao an'io mato za miten @nao we arnaque io site io! zan we manana domaine be d be ry zareo! io site nalefako io no tena site fiable ary zah efa 5 mois izay no nanao anle izy! mila faharetana be anefa satria 0.02$/jr no azonao, mandritry ny ray volana eo! avy eo mvidy filleul d miakatra 0.08$/jr ...... Mil faharetana be! zah zao efa 100 filleul d mandray 2$/jr @zao tsika mresk zao ary efa manomboka manao retrait isak ny 10jr(20$)

Appreciation sur l'annonce

Avatar de natietady

natietady

, le dimanche 08 avril 2018, 19:49 a écrit :

bonsoir,ilay 0,02§ io ve zan par jour na firy heure enao no connecté na firy tsy miova mitsy ra tsy mahazo filleul bdb

Appreciation sur l'annonce

Avatar de niniza

niniza

, le lundi 09 avril 2018, 09:18 a écrit :

EFA NOHAMARININA FA ARNAQUE IO. Aleo tsy ho fitahina ny Malagasy namana fa tsy mahasoa ny firenena. Ny mitsemboka no efa voasoratra dia aleo izany no hifampitaizantsika.Tsy misy vola azo azo fotsiny @ resaka CLIC zany. Raha hoy ianao hoe izaho efa nahazo vola t@ io dia aleo anao any ireny any ny anao Tompoko. Farany ho an'ny mpamaky dia izao "Aza mety hofitahan'ny olona @ teny foana ianareo"

Appreciation sur l'annonce

Avatar de Rakotodavid

Rakotodavid

, le lundi 09 avril 2018, 10:04 a écrit :

@niniza Io nalefany io ambony io no arnaque fa ity misy lien zay lazaiko anao fa tena site legit ary efa nandraisako vola! mila mitsemboka arak ny teninao satria 0.02$/jr no azonao tena mila faharetanan tanteraka mints fa ny antsika gasy mantsy le hahazo vola betsaka ao anatin ftoan fohy no mahamaika antsika! mila miaritra mandritry ny 3 mois vô mahazo tombotsoa @ ty site ty! @natietady: mijery pub no atao ao @le site, 20 ny pub ao d ref vôjerinao reo pub reo d zay (env 20min/jr) d miandry rapitso ndray vô manokatra ny comptenao enw! ty ny lien: https://www.neobux.com/?r=Mahefaftcynth

Appreciation sur l'annonce

Avatar de Rakotodavid

Rakotodavid

, le lundi 09 avril 2018, 10:04 a écrit :

@niniza Io nalefany io ambony io no arnaque fa ity misy lien zay lazaiko anao fa tena site legit ary efa nandraisako vola! mila mitsemboka arak ny teninao satria 0.02$/jr no azonao tena mila faharetanan tanteraka mints fa ny antsika gasy mantsy le hahazo vola betsaka ao anatin ftoan fohy no mahamaika antsika! mila miaritra mandritry ny 3 mois vô mahazo tombotsoa @ ty site ty! @natietady: mijery pub no atao ao @le site, 20 ny pub ao d ref vôjerinao reo pub reo d zay (env 20min/jr) d miandry rapitso ndray vô manokatra ny comptenao enw! ty ny lien: https://www.neobux.com/?r=Mahefaftcynth

Appreciation sur l'annonce

Avatar de natietady

natietady

, le lundi 09 avril 2018, 14:51 a écrit :

@niniza aza miakatra be ianao fa manantsafidy ny olona na anao na tsia fa tsy nisy nanery oe ataovy io,tsy izaho akory no nanao anle site ho arnaque fa za koa aza mba nanao avy tam liens nomenol,dia ho commentenao doly zany ny pub rehetra misy liens ato satria arnaque ve! @rakotodavid misaotra nizara

Appreciation sur l'annonce

Avatar de Morelhaga

Morelhaga

, le mercredi 11 avril 2018, 22:11 a écrit :

@Rakotodavid Afaka mahazo ny compte facebook'nao ve fa mba mila fanazavana bebe kokoa azafady... Misaotra indrindra

Appreciation sur l'annonce

Avatar de natietady

natietady

, le mercredi 18 avril 2018, 21:21 a écrit :

bonsoir,mbola miandry refferals 4 sisa dia hitako eo ra arnaque na tsia io site io satria ra tsy feno 40 ilay izy tsy afaka manao retrait za, afaka manao ilay liens alefan'i rakotodavid ihany koa izay te anandrana tsy forcena,misaotra

Appreciation sur l'annonce

Avatar de Rakotodavid

Rakotodavid

, le jeudi 19 avril 2018, 15:35 a écrit :

@ Morelhaga ity ny lien fb-ko https://www.facebook.com/rakotod d mandefas message ao fa hitako fôna! aza mandefa demande fa zah tsy mandray demande!

Appreciation sur l'annonce

Avatar de lemizo6

lemizo6

, le mercredi 25 avril 2018, 15:59 a écrit :

Bonjour, Nidirako ilay neobux, dia afaka manazava ve Rakotodavida oe ahoana no fakana vola apres 3 mois? iza tsara ilay fb anao iresahana misymisy? Satria mety ilay clic fa ilay tohiny avy eo tsy azoko, merci

Appreciation sur l'annonce

Avatar de Rakotodavid

Rakotodavid

, le jeudi 26 avril 2018, 10:42 a écrit :

Ity ny lien fb ako eu! Tsy ho itanao mints mants raha ny anarako no omeko eto satri b d b ny mtovy anarana @ko! https://www.facebook.com/rakotod

Appreciation sur l'annonce

Avatar de someone

someone

, le mardi 01 mai 2018, 13:05 a écrit :

Bonjour natietady, misaotra betsaka tamin'ny le torohevitra fa tena manampy b mintsy raha tena mety le izy. d saika anontany aho oe nety ihany v le izy rehafa azo daolo le 40 referrals? merci d'avance

Appreciation sur l'annonce

Avatar de dzama

dzama

, le jeudi 03 mai 2018, 23:07 a écrit :

tsy mety io fa arnaque be tsotra izao. Efa nahatratra 1000$ ny gain azoko tamin'io anefa avy eo ataony miandry 30 a 60 jours ianao vao valide ny retrait ho ataonao, dia nefa avy eo tsisy vola azonao akory

Appreciation sur l'annonce

Ajouter un commentaire ou une remarque sur l'annonce

Votre appreciation sur l'annonce :

Avatar annonceur

Veuillez d'abord vous connectez pour pouvoir déposer un commentaire.

Partager l'annonce

Faites connaître cette annonce à vos amis ou proches, en le partageant sur vos réseaux sociaux : Facebook, twitter, .... Pour cela, il suffit juste de choisir dans la liste ci-dessous, le/les réseaux sociaux à travers lesquels vous voulez partager l'annonce.




Petites annonces "informatique" récentes ...

Offre d'emploi Hellotana madagascar recrute un développeur junior

Localisation de l'annonce La gare Soarano, Soarano , Antananarivo, ANTANANARIVO

Annonce du 03 Dec. 2018 à 11:50

Hellotana Madagascar recrute un développeur Junior  Emploi et services

Hellotana Madagascar recrute un développeur Junior Missions : Faire évoluer les sites internet existants Analyser, créer, développer de nouve ... Plus de détails »

Annonce expiréeOffre valable jusqu'au : 31/12/2018

Appreciation : vote positive annonce vote positive annonce vote positive annonce vote annonce vote annonce 3/5 sur 1 avis

Rubrique : Offre d'emploi , Informatique

photos annonces 1 photo nombre visites annonces 66 visites Date d'ajout de l'annonce il y a une semaine

... Voir plus d'annonces dans "Informatique"

Ouvrir une session

Utiliser un compte membre

Pour déposer une annonce, veuillez vous identifier.

Se connecter avec un compte

Vous ne disposez pas encore de compte ?

Si vous n'êtes pas encore membre, vous pouvez vous inscrire ici.

Authentifiez-vous

Vous devez-vous authetifier en tant que pour pouvoir