Tolotra asa en ligne azo antoka afaka atao vadin'asa tsara - tsy mila investissement

il y a 11 mois | 12908 fois | Note : 3.00 sur 6 avis

Cette annonce peut ne plus être disponible (déposée il y a plus de un mois)

Détails sur l'annonce

Salama daholo!

Ireto misy tolotra ho an'izay maniry hanao asa en ligne ary afaka atao vadin'asa tsara. Natao ho an'ny rehetra izy ireto ary rehefa manana PC bureau na laptop sy connexion internet dia afaka miasa. Koa raha mahaliana anao dia ireto avy ireo dingana sy fanazavana mahakasika ireo tolotra ireo :

1- Kaonty Faucetpay (raha toa ka mbola tsy manana dia afaka manokatra kaonty maimaimpoana amin'ito rohy ito https://faucetpay.io/?r=300447)

2- Kaonty Payeer (raha toa ka mbola tsy manana dia afaka manokatra kaonty maimaimpoana amin'ito rohy ito https://payeer.com/013328546)

3- Rehefa vita ireo dia manao inscription maimaimpoana amin'ireto site ireto :

A- Coinpayu :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://www.coinpayu.com/?r=marc87

Coinpayu dia site PTC iray, izany hoe isaky ny mi-click pub dia mahazao vola amin'ny endrika BTC satoshi. Maromaro ireo pub afaka clicker-na isan'andro ary mazava loatra fa arakaraka ny hijerevana pub no mampitombo haingana ny vola azo. Misy "robinets crypto" ihany koa ao amin'ito site ito ary afahana mi-claim karazana crypto maro isaky ny ora iray, raha mpikambana tsotra dia voafetra 4 ihany ny "robinet" azo ampiasaina isan'andro. Rehefa mahatratra 3000 BTC satoshis dia afaka manao retrait amin'ny Faucetpay na Payeer. Misy resaka affiliation ihany koa izay afahana mahazo "commission" fa tsy voatery.

 

B- Earnbitmoon :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://earnbitmoon.club/?ref=308510

* Afaka mi-claim 5 coins hatramin'ny 20200 coins isaky ny 5 minitra (5 coins = 0,0005$ ; 20200 coins = 2$?)

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo coins

* Bonus isan'andro na Daily bonus hatramin'ny 30 coins (Mila mi-claim isan'andro tsy tapaka fa raha tsy izany dia miverina hatramin'ny voalohany indray)

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "challenge" sy "achievements" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 10%

* Retrait amin'ny Faucetpay na Payeer manomboka 2000 coins na 0,2$

 

C- Claimbits : 

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://claimbits.net/?ref=212864

* Afaka mi-claim 2 bits hatramin'ny 7350 bits isaky ny 5 minitra (2 bits = 0,0005$ ; 7350 bits = 2$?)

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo coins

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "achievements" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 10%

* Retrait amin'ny Faucetpay manomboka 1000 bits na 0,25$

 

D- Hatecoin : VAOVAO

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://hatecoin.me/?r=49585

* Afaka mi-claim 70 coins isaky ny 6 minitra (70 coins = 0,0007$)

* Misy challenge "Leaderboard" azahoana bonus isakerinandro.

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo coins.

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "achievements" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 16%.

* Retrait minimum 200 tokens na 0.002$ amin'ny Faucetpay, Payeer, Binance.

 

E- Coinadster : VAOVAO

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://coinadster.com/?ref=254410

* Afaka mi-claim 20 bits hatramin'ny 3000 bits isaky ny 10 minitra (20 bits = 2 BTC sats, 3000 bits = 300 BTC sats ?)

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo BTC.

* Misy Upgrade Membership afahana mampitombo ny vola azo.

* Misy "achievements" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 10% hatramin'ny 30%.

* Retrait minimum eo no ho eo manomboka 0,000005 BTC amin'ny Faucetpay.

 

F- Freetron : VAOVAO

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://freetron.top/?r=31514

* Afaka mi-claim 65 TRX satoshi isaky ny 10 minitra (65 TRX sats = 0,00065$)

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo TRX.

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "achievements" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 15%.

* Retrait minimum 1000 tokens na 0,01$ amin'ny Faucetpay TRX, USDT.

 

G- Coinpayz :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://coinpayz.xyz/?r=105543

* Afaka mi-claim 50 coins na 0,0005$ isaky ny 5 minitra.

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo coins.

* Bonus isan'andro na Daily bonus izay azahoana coins sady mapitombo ny % azo isaky ny mi-claim.

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "Achievements" sy "Contest" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 20%

* Retrait minimum 1000 coins na 0,01$ amin'ny FaucetPay, Payeer, BSC, Coinbase, Direct.

 

H- Claimlite :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://claimlite.club/?ref=16664

* Afaka mi-claim 6 coins hatramin'ny 10200 coins isaky ny 5 minitra (6 coins = 0,0006$ ; 10200 coins = 1;02$?)

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo coins

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "Achievements" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 25% ary afaka mividy refferals.

* Retrait amin'ny FaucetPay, Binance, Payeer, Dutchy manomboka 1000 coins na 0,1$.

 

I- Vie Faucet :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://viefaucet.com?r=62ea548f8b8d43fabca278cb

* Afaka mi-claim 50 tokens na 0,0005$ isaky ny 4 minitra.

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo tokens

* Bonus isan'andro na Daily bonus izay azahoana tokens sady mapitombo ny azo isaky ny mi-claim 0,3% hatramin'ny 3% raha mahavita 7 andro tsy tapaka

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "challenges" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 10%

* Afaka azahoana hatramin'ny 1000 satoshis BTC mahery isan'andro.

* Retrait tsy misy minimum amin'ny Faucetpay BTC, LTC, TRX, SOL, DOGE, USDT

 

J- adBTC :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://r.adbtc.top/1215321

adBTC dia PTC ihany koa ary mi-click pub no azahoana BTC satoshis, miverina imbetsaka isan'andro ireo pub ka mila jerevana matetika ao amin'ny kaonty mba afahana mampitombo aingana ny vola azo.

* Afaka manao retrait manomboka amin'ny 500 BTC satoshis na 0,12$ amin'ny Faucetpay

* Afaka manao retrait manomboka amin'ny 50000 BTC satoshis na 12$ amin'ny Payeer

 

K- Freebitcoin :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://freebitco.in/?r=37291067

* Afaka mi-claim 3 hatramin'ny 834446 BTC satoshis ??? na 200$ ??? isaky ny ora iray.

* Mahazo RP "Reward Points" na "lottery tickets" isaky ny mi-claim

* 1 RP = 1 BTC satoshi ary rehefa mahatratra 100000 RP dia afaka atakalo BTC satoshis

* Ny "lottery tickets" dia afahana mahazo loka goavana ka arakaraka ny mahabetsaka ny "ticket" no mampitombo ny chance mety azahoana loka.

* Misy kilalao ihany koa antsoina hoe "MULTIPLY BTC" afahana mampitombo ireo BTC satoshis fa misy risque mety ahavery izay rehetra efa azo.

* Rehefa mahatratra 30000 BTC satoshis dia afaka manao retrait amin'ny portefeuille BTC

* Azo atao ihany koa ny mitahiry ireo BTC satoshis izay azahoana zana-bola 4,08% isan-taona

* Refferals azahoana commission 25% amin'ny tahiry ary 50% amin'ny claim

 

N.B : Marihana fa efa vita andrana avokoa ireo site rehetra ireo ary tena azo antoka fa tsisy fitaka velively. Mamita captcha sy anti bot fotsiny rehefa mi-claim dia vita. Tsy azo atao ny manokatra kaonty maro amin'ny site iray fa kaonty iray ihany isaky ny adiresy IP, ary tsy azo atao ihany koa ny mapiasa BOT na SCRIPT manao claim automatique indrindra amin'ny Coinpayu fa miteraka ny fikatonan'ny kaontinao izany. Raha toa ka efa nanaraka ireo dingana ireo ka mbola misy tsy mazava dia aza misalasala.

 

Koa dia mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra ?


 

Commentaires sur l'annonce (4)

Annonceur Professionnel : AnThonio12

AnThonio12
PROFESSIONNEL

Madagascar

il y a 1 an, avis : - Permalink :

Liana amin’ny ilay izy...

fa mba afaka mahazo preuve ve ??

raha tena marina fa tsy fandaniam-potoana izy io

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 1 an, avis : - Permalink :

[@AnThonio12] 

Ireo amin'ny sary ireo ny preuve ary azahoana betsaka ireo raha tena miasa tsara.

Mankasitraka.

Avatar de Richard Jr

Richard Jr
PARTICULIER

Madagascar

il y a 1 an, avis : - Permalink :

Bonjour namana  an.
misaotra am fizaran ee
f mba misy fanotanina kely e:  am ilay CoinPayU dia rf mi claim dia tsy mitobo ny point satoshi avie na ef vita atrm faran az ilay 1 h 
merci

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 1 an, avis : - Permalink :

[@Richard Jr] 

Salama namana an,

Mitombo foana ny satoshi azo ref mi claim fa mila avadika BTC daholo dia avy eo transférer-na zay vao hita ao amin'ny main balance.

Mankasitraka.

Déposer votre commentaire ou avis sur l'annonce

Veuillez d'abord vous authentifier pour ajouter votre commentaire.

Autres annonces récentes : "Informatique"

Travail en ligne ( revenu supplémentaire)

il y a 3 heures / 9456 fois / sur 4 avis

Veux tu te faire un revenu mensuel sans avoir à sortir de chez, juste avec un téléphone et une connexion Internet. En plus le... Plus de détails
avatar Saintia

Saintia
PARTICULIER

Abidjan
Ivory Coast


Travail en ligne avec paiement par western union, paypal, bitcoin etc

il y a 3 heures / 69729 fois / sur 66 avis

Voulez vous gagner de l'argent en ligne sans fournir trop d'effort ? Si oui je vous propose de visiter ce site qui vous permet de gagner un revenu... Plus de détails
avatar Saintia

Saintia
PARTICULIER

Abidjan
Ivory Coast


Trading option binaire

il y a 22 heures / 855 fois / sur 2 avis

Mety ho tsara aminao ity courtier ity: QUOTEX no anarany; ireto no no lien hidirana dia tonga aminy ianao. https://broker-qx.pro/sign-up/?lid=61... Plus de détails
avatar Milli Réda

Milli Réda
PARTICULIER

Madagascar


Développeur vba

il y a 1 jour / 17 fois /

Ivandry, Antananarivo, ANTANANARIVO

En pleine croissance, nous recherchons UN Développeur VBA qui va compléter notre équipe pour d&e... Plus de détails
Annonceur Professionnel : ABL OUTSOURCING

ABL OUTSOURCING
PROFESSIONNEL

Madagascar


Conversion et échanges de devises et cryptomonnais

il y a 1 jour / 2709 fois / sur 1 avis

Bonjour, tu as des cryptomonnais ou des dollars et euros payeer, perfect Money , adv que tu veux échanger contre de la monnaie locale sur to... Plus de détails
avatar Saintia

Saintia
PARTICULIER

Abidjan
Ivory Coast


Voir plus d'annonces "Informatique" >>

A propos de l'annonceur

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

Membre depuis : 20/04/2019

PREMIUM

A vendre Maison à vendre - ankazo ambohimanala - antananarivo atsimondrano

il y a 2 heures - 3652 fois -

Antananarivo, ANTANANARIVO

A vendre :  Trano efitra 6 accès moto Efitra : 3 ambony 3 ambany 270m² n Plus de détails

fy.andrianjafy

Immobilier / Maison, Villa
PREMIUM

A vendre Anay : collations diverses et transformation agroalimentaire

il y a 2 heures - 4765 fois - sur 9 avis

Ambatobe, Antananarivo, ANTANANARIVO

Adeptes des recettes revisitées d’antan et du Vita Malagasy, faites découvrir &a Plus de détails

Anay

Divers / Produits alimentaires
PREMIUM

Offre de services Itana-maitso ? jardinier/paysagiste à antananarivo - madagascar ?

il y a 2 heures - 12342 fois -

Antananarivo, ANTANANARIVO

? Le jardin extérieur est un havre de paix à la fois esthétique et propice &agr Plus de détails

Offre de services / Jardinier, paysagiste, aménagement extérieur
PREMIUM

A vendre Logiciel d'édition de partition solfa pour groupes chorales

il y a 2 heures - 33545 fois - sur 13 avis

Antananarivo, ANTANANARIVO

Haja Nirina ANDRIANTSOA  vous offre un logicield'édition de partition SOLFA HARMONI Plus de détails

andhaja

Divers / Instruments de musique