Tolotra asa en ligne azo antoka afaka atao vadin'asa tsara

il y a 13 heures | 2186 fois | Note : 3

Détails sur l'annonce

Salama daholo!

Ireto misy tolotra ho an'izay maniry hanao asa en ligne ary afaka atao vadin'asa tsara. Natao ho an'ny rehetra izy ireto ary rehefa manana PC bureau na laptop sy connexion internet dia afaka miasa. Koa raha mahaliana anao dia ireto avy ireo dingana sy fanazavana mahakasika ireo tolotra ireo :

1- Kaonty Faucetpay (raha toa ka mbola tsy manana dia afaka manokatra kaonty maimaimpoana amin'ito rohy ito https://faucetpay.io/?r=300447)

2- Kaonty Payeer (raha toa ka mbola tsy manana dia afaka manokatra kaonty maimaimpoana amin'ito rohy ito https://payeer.com/013328546)

3- Rehefa vita ireo dia manao inscription maimaimpoana amin'ireto site ireto :

A- Coinpayu :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://www.coinpayu.com/?r=marc87

Coinpayu dia site PTC iray, izany hoe isaky ny mi-click pub dia mahazao vola amin'ny endrika BTC satoshi. Maromaro ireo pub afaka clicker-na isan'andro ary mazava loatra fa arakaraka ny hijerevana pub no mampitombo haingana ny vola azo. Misy "robinets crypto" ihany koa ao amin'ito site ito ary afahana mi-claim karazana crypto maro isaky ny ora iray, raha mpikambana tsotra dia voafetra 4 ihany ny "robinet" azo ampiasaina isan'andro. Rehefa mahatratra 2000 BTC satoshis dia afaka manao retrait amin'ny Faucetpay na Payeer. Misy resaka affiliation ihany koa izay afahana mahazo "commission" fa tsy voatery.

B- Earnbitmoon :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://earnbitmoon.club/?ref=308510

* Afaka mi-claim 5 coins hatramin'ny 20200 coins isaky ny 5 minitra (5 coins = 0,0005$ ; 20200 coins = 2$🤑)

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo coins

* Bonus isan'andro na Daily bonus hatramin'ny 100 coins (Mila mi-claim isan'andro tsy tapaka fa raha tsy izany dia miverina hatramin'ny voalohany indray)

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "challenge" sy "achievements" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 10%

* Retrait amin'ny Faucetpay na Payeer manomboka 2000 coins na 0,2$

C- Claimbits :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://claimbits.net/?ref=212864

* Afaka mi-claim 2 bits hatramin'ny 7000 bits isaky ny 5 minitra (2 bits = 2 satoshis BTC ; 7000 bits = 7000 satoshis BTC = 1,68$🤑)

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo bits

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "achievements" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 10%

* Retrait amin'ny Faucetpay na portefeuille BTC manomboka 1000 bits na 0,24$

D- Vie Faucet :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://viefaucet.com?r=62ea548f8b8d43fabca278cb

* Afaka mi-claim 50 tokens na 0,0005$ isaky ny 3 minitra.

* Misy PTC sy shortlinks ihany koa afahana mahazo tokens

* Bonus isan'andro na Daily bonus izay azahoana tokens sady mapitombo ny azo isaky ny mi-claim 0,3% hatramin'ny 3% raha mahavita 7 andro tsy tapaka

* Misy leveling ihany koa izany hoe arakaraka ny ahavitana claim maro dia mitombo ny vola azo.

* Misy "challenges" azahoana bonus arakaraka ny asa vita.

* Refferals azahoana 10%

* Retrait tsy misy minimum amin'ny Faucetpay BTC, LTC, TRX, SOL, DOGE, USDT

E- adBTC :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://r.adbtc.top/1215321

adBTC dia PTC ihany koa ary mi-click pub no azahoana BTC satoshis, miverina imbetsaka isan'andro ireo pub ka mila jerevana matetika ao amin'ny kaonty mba afahana mampitombo aingana ny vola azo.

* Afaka manao retrait manomboka amin'ny 500 BTC satoshis na 0,12$ amin'ny Faucetpay

* Afaka manao retrait manomboka amin'ny 50000 BTC satoshis na 12$ amin'ny Payeer

F- Freebitcoin :

--> Ity ny rohy afahana manao inscription https://freebitco.in/?r=37291067

* Afaka mi-claim 3 hatramin'ny 834446 BTC satoshis 🤑🤑🤑 na 200$ 😍😍😍 isaky ny ora iray.

* Mahazo RP "Reward Points" na "lottery tickets" isaky ny mi-claim

* 1 RP = 1 BTC satoshi ary rehefa mahatratra 100000 RP dia afaka atakalo BTC satoshis

* Ny "lottery tickets" dia afahana mahazo loka goavana ka arakaraka ny mahabetsaka ny "ticket" no mampitombo ny chance mety azahoana loka.

* Misy kilalao ihany koa antsoina hoe "MULTIPLY BTC" afahana mampitombo ireo BTC satoshis fa misy risque mety ahavery izay rehetra efa azo.

* Rehefa mahatratra 30000 BTC satoshis dia afaka manao retrait amin'ny portefeuille BTC

* Azo atao ihany koa ny mitahiry ireo BTC satoshis izay azahoana zana-bola 4,08% isan-taona

* Refferals azahoana commission 25% amin'ny tahiry ary 50% amin'ny claim

N.B : Marihana fa efa vita andrana avokoa ireo site rehetra ireo ary tena azo antoka fa tsisy fitaka velively. Mamita captcha sy anti bot fotsiny rehefa mi-claim dia vita. Tsy azo atao ny manokatra kaonty maro amin'ny site iray fa kaonty iray ihany isaky ny adiresy IP. Raha toa ka efa nanaraka ireo dingana ireo ka mbola misy tsy mazava dia aza misalasala.

 

Koa dia mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra 😉


 

Commentaires sur l'annonce

Soyez le premier à mettre vos remarques, propositions, ou critiques sur l'annonce.

Déposer votre commentaire ou avis sur l'annonce

1
2
[OK]

Veuillez d'abord vous authentifier pour ajouter votre commentaire.

Autres annonces récentes : "Informatique"

Travail en ligne ( nouveau)

il y a 4 heures / 7048 fois / sur 21 avis

Bonjour voulez vous gagner de l'argent facile sans fournir trop d'efforts ? Si la réponse est oui je vous... Plus de détails
avatar Saintia

Saintia
PARTICULIER

Abidjan
Ivory Coast


Travail en ligne avec paiement par western union, paypal, bitcoin etc

il y a 4 heures / 23911 fois / sur 31 avis

Voulez vous gagner de l'argent en ligne sans fournir trop d'effort ? Si oui je vous propose de visiter ce site qui vous permet de gagner un revenu men... Plus de détails
avatar Saintia

Saintia
PARTICULIER

Abidjan
Ivory Coast


Un(e) testeur logiciel (r2210-testlog)

il y a 15 heures / 2153 fois / sur 4 avis

Société internationale basée en France (Groupe QM) spécialisée en recherche clinique et épidémiologiq... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Un(e) architecte developpeur (r2210-archdev)

il y a 15 heures / 4503 fois / sur 1 avis

Antananarivo, ANTANANARIVO

Société internationale basée en France (Groupe QM) spécialisée en recherche clinique,... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Un(e) administrateur reseaux (r2210-admres)

il y a 15 heures / 1423 fois / sur 1 avis

Antananarivo, ANTANANARIVO

QDATA filiale du groupe QUANTA-MEDICAL France recrute un administrateur réseaux (Poste proposé en CDI).... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Voir plus d'annonces "Informatique" >>

A propos de l'annonceur

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

Membre depuis : 20/04/2019

PREMIUM

A vendre Anay : collations diverses et transformation agroalimentaire

il y a 19 heures - 550 fois - sur 1 avis

Ambatobe, Antananarivo, ANTANANARIVO

Adeptes des recettes revisitées d’antan et du Vita Malagasy, faites découvrir &a... Plus de détails

Anay

Divers / Produits alimentaires
PREMIUM

Offre de services Itana-maitso 🌳 jardinier/paysagiste à antananarivo - madagascar 🌳

il y a 19 heures - 7160 fois -

Antananarivo, ANTANANARIVO

🌳 Le jardin extérieur est un havre de paix à la fois esthétique et propice &agr... Plus de détails

Offre de services / Jardinier, paysagiste, aménagement extérieur
PREMIUM

A vendre Logiciel d'édition de partition solfa pour groupes chorales

il y a 19 heures - 28342 fois - sur 10 avis

Haja Nirina ANDRIANTSOA  vous offre un logicield'édition de partition SOLFA HARMONIA V 3.02 HA... Plus de détails

andhaja

Divers / Instruments de musique