Gagner de l'argent sur internet

il y a 6 mois | 706 fois | Note : 3

Cette annonce peut ne plus être disponible (déposée il y a plus de un mois)

Détails sur l'annonce

FITADIAVAM-BOLA @ INTERNET (zéro investissement / inscritption gratuite).

-----

Maro ireo fomba ahazoana vola @ internet. Raha vao misy resaka investissement  matetika dia arnaque (matetika hoy aho). Ito izay entiko manaraka ito kosa dia tena tsy mila investissement na vary iray venty aza. Tsy arnaque fa tena marina (fiable)

Ho an'izay mbola tsy mahafantatra ny atao hoe site PTC (paid to clic) dia ity no fanazavana kely mahakasika izany

Ny sites PTC dia site ahafahanao mahazo vola @ alalan'ny "clic" bouton ana publicité izay ataonao. Tsy misy zavatra sarotra fa mi-clic fotsiny no atao d miandry ilay publicité isokatra dia izay. clic iray = vola.

Maro ireo site PTC fa ny tena fiable indrindra sy azo antoka dia ny NEOBUX (lien de parrainage ahafahanao manao inscription : https://www.neobux.com/?r=tsantamisaina).

Mila faharetana "patience" aloha ilay izy satria kely ihany ny vola miditra @ voalohany (@ voalohany hoy aho). Fa rehefa mazoto manao ilay asa ianao sy manam-piniavana dia mitombo araka izay ny vola azonao.

Fomba fahazoana vola :

1 - @ alalan'ny clic izay ataonao isan'andro

Misy publicité maromaro mipoitra isan'andro ka ireny no cliquer-na

2- @ alalan'ny filleul

Misy ny atao hoe "filleul". Rehefa mahavita inscription (gratuite) ianao dia hitanao ao tableau de bord ny lien tahaka ity : "https://www.neobux.com/?r=tsantamisaina" (io zao ny lien d'e parrainage-ko). Izany hoe rehefa manao inscription ianao ka t@ alalan'io lien-ko io no nanao dia lasa filleul-ko ianao zany. Izay koa moa no tanjona, dia ny mitady filleuls maro araka izay hitanao. Ny antony dia arakaraka ny vola ampidirin'ireo filleuls-nao no mampitombo ihany koa ny vola miditra any aminao.

3 - Petits boulots

Misy koa ny hoe petits boulots, onglet iray hitanao ao tableau-nao izy io. Karazana asa majinika afaka ataonao ary tena mahabetsaka ny vola miditra any aminao ihany koa (figure eight ....)

Paiement :

Fanontaniana mipetraka dia ny hoe @ fomba ahoana no andraisana ilay vola azonao. Marihina aloha fa hitanao en temps réel ao @ tableau de bord- nao ny vola azonao.

Ka rehefa feno ny seuil (2 €) dia afaka sintominao ilay vola ka afindra any @ compte paypal-nao (tsotra kely ny manokatra ny compte paypal. Ny zavatra ilaina dia adresse email. Manao inscription (www.paypal.com) ianao dia arahina fotsiny izay toromarika lazainy. Misy lien alefany makany @ adresse mail avy eo pour validation.

Gratuit ny inscription / tsy misy investissement

ato manao inscription dia lasa filleul-ko ianao ary afaka mifanampy raha misy tsy mazava

https://www.neobux.com/?r=tsantamisaina

raha manao inscription directe ianao dia mety foana fa @ zay fotoana izay fotsiny dia tsisy parrain, koa raha anao ihany ve tsy mba izay nahitana soa no idirana :)

 

NB : Maro no efa nandramako fa ity ihany aloha no tena itako fiable indrindra. Ho an'ny olona manam-piniavana izy ity fa raha tsy izay dia aleo tsy miditra. Afaka manandrana ianao satria gratuit avokoa izay ataonao rehetra. Afaka ajanona raha toa ka itanao hoe tsy mety aminao.

Mankasitraka ary mirary anao ahita soa. Dia mba zarazarao @ namana raha sitrakao

 

 

Commentaires sur l'annonce

Soyez le premier à mettre vos remarques, propositions, ou critiques sur l'annonce.

Déposer votre commentaire ou avis sur l'annonce

1
2
[OK]

Veuillez d'abord vous authentifier pour ajouter votre commentaire.

Autres annonces récentes : "Informatique"

Lead développeur (python) (h/f) - leadevpython/0720

il y a 2 minutes / 55 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

  Nous recrutons pour une entreprise dans le secteur de l'informatique son Lead Développeur (PYT... Plus de détails
Annonceur Professionnel

HUMAN TALENT CONSULTING
PROFESSIONNEL

Madagascar


Data analyst (en finance) (h/f) - dataafi/0720

il y a 3 minutes / 41 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

Nous recrutons pour la banque BMOI Madagascar son Data Analyst (en Finance) (H/F) :  Missions :  Collecter... Plus de détails
Annonceur Professionnel

HUMAN TALENT CONSULTING
PROFESSIONNEL

Madagascar


Data analyst risques (h/f) - dataari/0720

il y a 3 minutes / 83 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

Nous recrutons pour la banque BMOI son Data Analyst Risques (H/F) :  «La Banque Malgac... Plus de détails
Annonceur Professionnel

HUMAN TALENT CONSULTING
PROFESSIONNEL

Madagascar


Référenceur senior

il y a 3 minutes / 82 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

Nous recrutons pour une entreprise d'externalisation de services web/digital un Référenceur Senior (H/F) : Missions&nbs... Plus de détails
Annonceur Professionnel

HUMAN TALENT CONSULTING
PROFESSIONNEL

Madagascar


Data analyst finance (h/f) - dataafi/0720

il y a 3 minutes / 54 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

Nous recrutons pour la BMOI son Data Analyst Finance (H/F) :  «La Banque Mal... Plus de détails
Annonceur Professionnel

HUMAN TALENT CONSULTING
PROFESSIONNEL

Madagascar


Voir plus d'annonces "Informatique" >>

A propos de l'annonceur

Avatar de Jordyraz

Jordyraz
PARTICULIER

Madagascar

Membre depuis : 18/12/2019

PREMIUM

A louer Villa standing à andohanimandroseza

il y a 2 jours - 5927 fois - sur 1 avis

Andohanimandroseza, Antananarivo, ANTANANARIVO

Villa de standing, à étages sise dans le quartier résidentiel à Andohanimandroseza, avec vue sur le... Plus de détails

MOOSTITA

Immobilier / Maison, Villa
PREMIUM

A vendre Logiciel d'édition de partition solfa pour groupes chorales

il y a 2 jours - 22827 fois - sur 8 avis

Haja Nirina ANDRIANTSOA  vous offre un logicield'édition de partition SOLFA HARMONIA V 3.02 HA... Plus de détails

andhaja

Divers / Instruments de musique