Faucet crypto (fomba ahazoana vola @ internet)
il y a 1 an | 799 fois | Note : 3.00 sur 1 avis
Cette annonce peut ne plus être disponible (déposée il y a plus de un mois)
Photos (1)
Détails sur l'annonce
Ho anao izay mitady vadin'asa atao @ internet dia ito entiko manaraka ito misy.
Conditions : Mila maharitra, mila fikirizana, mila tia karokaroka
Ny antony dia ny asa tahaka itony dia tsy hampanakarena anao vetivety akory raha tsy anananao ireo voatanisa ireo. ARNAQUE daholo izay mampanantena anao volabe mora azo vetivety nefa ianao mbola vao hanomboka (200€ / jour sns... ekena ilay izy rehefa ela tao anatiny ianao ary mahita ireo astuces majinijinika)
Ito ny lien : https://www.faucetcrypto.com/ref/73063
(lien de parrainage izy io, izany hoe lasa filleul-ko ianao, misy tombony ho ahy satria arakaraka ny vola
ampidirinao dia misy ampahany kely ihany koa mankao amiko. Rehefa tafiditra ianao dia afaka mizara ny lien-nao ihany koa toy izao ataoko izao mba ampitombo ny volanao)
Ny zavatra ilaina :
1 - adresse mail (gmail dia efa mety)
2 - Portefeuille asinao ilay vola azo (hoantsika izay tena vaovao dia tsara raha mijery infos misimisy mikasika
izany ao google). Na izany aza hazavaiko eto ihany ilay izy. io plateforme andefasanao ilay vola io no
ahafahanao misintona sy manao ny transaction ilay volanao. COINBASE na BLOCKHAIN no torohevitra omeko anao)
Tsotra kely ny manokatra azy. Manao inscription ato ianao : www.coinbase.com na www.blockhain.com. Araho ny toromarika rehetra ary fenoy ireo champ rehetra.
Misy lien alefany makany @ adresse mail-nao pour validation rehefa vita ilay inscription.
Ao @ io plateforme io no ahitanao ny adresse wallets izay atao copier/coller makany @ ilay site fitadiavam-
bola rehefa manao withdraw (retrait) ianao.
Azonao ampiasaina foana izany izy io @ izay sites mitaky portefeuille rehetra.
2 - Manaova inscription ato (gratuit / tsy misy investissement)
https://www.faucetcrypto.com/ref/73063
NB : mila maharitra hoy aho @ voalohany fa rehefa mahazo filleuls ianao dia hohitanao fa vetivety dia miakatra ny vola azonao.
Araho fotsiny ny toromarika rehetra ary fenoy ara-dalàna ny champs rehetra. Misy lien de validation makany
mail. Afaka manomboka ilay asa am'izay ianao.
3 - Misy fomba maromaro ahazoana "Coins" io no unité miasa fa rehefa transferenao any portefeuillenao izy io
dia efa misy équivalence en Ariary ao :
a - Cliquena "Read to claim", misy timer eo ka miandry ianao aloha 20 min, rehefa izay dia afaka mi-claim
ianao, misy timer mandeha kely indray eo 10secondes eo. Hitanao avy hatrany fa mitombo ny coins azonao.
Miandry 20 min manaraka dia toy izay hatrany.
Eo ampiandrasana izany anefa dia afaka manao zavatra hafa, ireto ambany manaraka ireto
b - shortlinks : mi-clic ao ianao dia arahina fotsiny ny toromarika
c - ptc, mi-clic pub dia misy timer dia miandry ianao dia izay. Rehefa mahasokatra ny compte ianao dia
hohitanao fa tsotra kely ilay izy.
c- offerwalls
d - Achievements
Rehefa anao retrait (mandefa ilay vola makany portefeuille) dia mankeo withdraw. Misy karazana crypto maro ao.
Fanamarihana :
misy oe FP : filled / EC : filled => ireo anakiroa ireo ihany no adresse wallet ahafana mandefa ilay izy
DW => afaka alefa @ adresse wallet rehetra izy zay (oh : Ethereum Classic)
Gratuit inscription / 0 investissement :
https://www.faucetcrypto.com/ref/73063
Mazotoa ary!! dia mba zarazarao @ namana raha itanao fa mety.
Déposer votre commentaire ou avis sur l'annonce
Autres annonces récentes : "Informatique"
Travail en ligne avec paiement par western union, paypal, bitcoin etc
il y a 7 heures / 2904 fois / sur 3 avis
Travail en ligne qui paye vraiment
il y a 7 heures / 4583 fois / sur 16 avis
Antananarivo, ANTANANARIVO
Venez découvrir comment générer un profit de 300% sur petronpay à partir de 25$
il y a 14 heures / 12364 fois / sur 1 avis
Fomba ahazoana bitcoin faucetpay fp
il y a 21 heures / 1423 fois / sur 7 avis
Développeur web senior(h/f)
il y a 1 jour / 49 fois /
Voir plus d'annonces "Informatique" >>
Offre de services Itana-maitso 🌳 jardinier/paysagiste à antananarivo - madagascar 🌳
il y a 8 heures - 741 fois -
Antananarivo, ANTANANARIVO
A louer Villa standing à andohanimandroseza
il y a 8 heures - 8608 fois - sur 2 avis
Andohanimandroseza, Antananarivo, ANTANANARIVO
A vendre Logiciel d'édition de partition solfa pour groupes chorales
il y a 8 heures - 24763 fois - sur 8 avis