Btc : fomba tsotra afahana mitahiry sy mampitombo vola (coinpot)

Prix : 126 111 000 MGA

il y a 2 jours | 3608 fois | Note : 2.94 sur 118 avis

Détails sur l'annonce

Salama daholo !

Natao ho an'ny rehetra tsisy ankanavaka ity tolotra ity. Rehefa manana ordinateur sy connexion internet fotsiny dia afaka manao azy. Marihiko fa momba ny atao hoe "Bitcoin" izy ity izay sandambola toy ny Euro, Dollar, Ariary. Ny "Bitcoin" anefa dia mahaleo tena fa tsy fehezin'ny banky sy ny fanjakana. Ankehitriny dia 32 800$ ny vidiny ary mety hiakatra hatrany amin'ny 1000000$ amin'ny fotoana mbola tsy voafetra.

Koa raha mahaliana anao izany dia ireto misy dingana tsotra afahana mahazo "Bitcoin" maimaimpoana manomboka izao :

A -Manao inscription amin'ny https://www.coinbase.com/ (portefeuille anangonana  "Bitcoin")

B- Manao inscription amin'ny https://coinpot.co/ (portefeuille andraisana "Bitcoin")

C- Rehefa vita ny inscription amin'ny "Coinpot" dia manao inscription amin'ireto site 7 ireto ka ny adresse email nampiasaina amin'ny "Coinpot" ihany no atao amin'izy tsirairay ireo (zavadehibe ny anaovana an'izany mba apitambatra sy ampitiombo haingana ireo "Bitcoin" ho amin'ny kaonty "Coinpot" tokana ihany) :

1- Mooncash, lien : http://moonbitcoin.cash/?ref=E5C4178F1C18

2- Moondash, lien : http://moondash.co.in/?ref=6652124D6183

3- Moonlitecoin, lien : http://moonliteco.in/?ref=764540FC9D37

4- Moondogecoin, lien : http://moondoge.co.in/?ref=34BA8E6C3CCC

5- Moonbitcoin, lien : http://moonbit.co.in/?ref=547405EF3086

6- Bitfun, lien : http://bitfun.co/?ref=4EF10DE38021

7- Bonus Bitcoin, lien : http://bonusbitcoin.co/?ref=665A5009E119

Marihana fa maimaimpoana avokoa ny inscription amin'ireo site rehetra ireo.

D- Ny atao ao amin'ireo site tsirairay ireo dia manao "claim", isaky ny 5 minitra avokoa ankoatran'ny "Bonus Bitcoin". Mi-click eo amin'ilay hoe "Claim now", dia mamita "code captcha" dia vita, ary toy izay hatrany hatrany amin'izy anaky 7 tsirairay ireo.

N.B : Marihana tsara fa tsy maintsy amin'ny ordinateur ihany, portable na bureau no miasa amin'ny "Coinpot" sy manao claim ary tsy azo atao ihany koa mampiasa "Bot", Adblock... Raha tsy izany dia mety hisy olana ny kaonty "Coinpot" ary mety hiato tanteraka mitsy aza.

Ka izay sy izay no azo natolotra fa raha misy fanontaniana na fanazavana fanampiny dia aza misalasala.

Misaotra antsika rehetra dia mirary soa.

 

 

 

 

 

Commentaires sur l'annonce (118)

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

salama!!!efa nahazo t@io zany namana

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

salama! efa nahazo imbetsaka mihitsy

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

ra manao firy heure isanandro de mety afaka firy jours no afaka misintona

 

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

ra tsy mahavita mi-claim isak 5mn ve de miakatra iany le chiffre eo sa aona???

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Arakaraka fa raha 8 heures isan'andro efa mahazo betsaka dia mety afaka 2 jours eo dia afaka manao retrait. Tsy voatery mi-claim isaky ny 5 mn fa miakatra foana ilay izy raha avela eo fa fotsiny arakaraka ny ahavitana claim betsaka no azahoana bonus izay tena mapitombo aingana ny bitcoin azonao.

avatar Tianarandria

Tianarandria
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Salama,

Amin'ny fomba ahoana ny fanaovana retrait ny gains?

misaotra.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Salama, 

Maro ny fomba afahana manao retrait ny gains fa ny itako sy fampiasako aloha dia amin'ito site ito https://supermarche.mg/

Mankasitraka.

avatar Tianarandria

Tianarandria
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Hitako fa misaotra, 

crypto dia bitcoin zany no idirana?

misaotra.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

bitcoin no idirina raha anao retrait bitcoin

avatar Tianarandria

Tianarandria
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Misaotra.

 

avatar alth2019

alth2019
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

https://anavideon.club/635121885221451/  zao no fandean ny asa, manampy ireo orinasa manaparitaka ny pubny, ireto no dingana arahina, miditra amnio lien io,manao inscription ary manaraka ny toromarika avy eo. Ohatra mijery video 

avatar alth2019

alth2019
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

http://www.star-clicks.com/?ref=50811048, une autre lien pour pay per click

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Tsiory< Possible ve no azaona bitcoin dans 2 jours zany??? mety reo afa madinidinika reo ngamba!!!!le bitcoin tena mihisatra be ny fiakarany !sa misy fomba afa atao ampiodina azy malaky

Afaka mahazo compte facebook azafady

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Salama! Possible mihitsy na 1 jour fotsiny ary dia afaka manao retrait bitcoin ary misy teknika mihitsy afahana manafaingana azy. 

Tsy mi-connecte fb matetika fa aleo mp ato ihany.

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

mba afaka omenao thechnique ve

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Ny teknika dia atao izay azahoana bonus coinpot tokens ao amin'ilay hoe "challenge". Izany hoe manenjika claim maro, milalao "multiplier", sns...Dia atakalo coin iray avokoa izy rehetra avy eo, ohatra hoe bitcoin na litecoin na izay mety aminao. Isaky ny mi-claim koa dia mahazo 3 coinpot tokens, 1 coinpot token = 1 btc satoshi (miovaova arakaraky ny vidin'ny bitcoin) 

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

SALAMA Tsiory

Ony oa!!!inona mo kay zany no tena dikan"ty @ sary ty!!!de misy fomba atao ve ampiakatra anle chiffre rapide????

 

Merci

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Salama,

Sary aiza izany raha tsy mahadiso ?

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

tsy mety lasa le izy fa ao @le token zao de eo ambany eo misy oe mining!!! de misitra @ iny de misy resaha processeur @zay!!iny no tiako anontaniana

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Fanaovana minage coinpot token io fa miankina amin'ny tanjaky ny processeur ny vitesse de minage na ny hash rate. Dia afaka safidinao fotsiny hoe kely na antonony na ambony ny fampiasana processeur, dia arakarak zay koa ny mapa aingana ny fazahoana token.  

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Misaotra!!! misy fomba afa afaka atao ve iaakaran'ny chiffre rapide sa miandry izay sitrapony eo??? ny tiko lazaina oe!manandrana anle objectif oe afaka misintona isak 2 jours BTC izahay fa tsy tratra!!!zany oe,nenao zany miakatra malaky kokoa ilay chiffre par rapport @nenay ra zany

Merci

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 6 mois, avis :

Araky ny efa nazavaiko eo ambony io ilay teknika ampitomboina aingana azy fa tena possible tsara mihitsy ny anaovana retrait bitcoin isaky ny 2 jours, izany oe 5000 btc satoshi par jour, satria ny minimum afahana manao retrait bitcoin ao amin'ny coinpot dia 10000 btc satoshi (0,0001 btc). Ny objectif dia atao izay azahoana coinpot tokens maro ao amin'ny challenges @ claim, multiplier roll, sns... dia atakalo bitcoin ny token avy eo.

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama efa nahazo ry namana tam nio de mety apres firy jours le retrait

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama. Efa nahazo dia afaka 48h eo no azo ilay izy fa matetika alohan'izay ary dia efa azo

Avatar de Rotsy Abigail

Rotsy Abigail
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama daoly!ary par hasar sod misy maharaka le resaka script freebitcoin reny tsika

 

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama ry namana saika hanao an le asa za de nisy olana le compte coinbase de mety mihintsi zan satria le code de verification ys tonga am phone fa za vonona am le asa. 

Ahoana no atoko?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama! Sao dia misy olana ny réseau @ phone anao fa tokony ho tonga soamantsara foana ilay code de vérification iny. Andramo averina alefa ilay code fa misy fotoana ko somary ela2 vao tonga ilay message. 

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama ry namana efa manao an le izy za afaka sokafan miaraka am onglet samihafa   zan ren lien site reny.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama, izay mihitsy ny fanaovana azy ry namana miaraka sokafana amin'ny onglet samihafa ireo lien ireo dia onglet 7 ho an'ireo site 7

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

OK fa le roa farany io tsy mety de aona ataoko ts olana ve ra tonga de sign in no nataoko tam le site anankitelo fa efa miclaim za io io de efa mis token io 

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Ho an'ireo anakiroa farany ireo "bitfun" sy "bonusbitcoin" dia mila manao inscription aloha miditra amin'ilay hoe "register" dia ilay adresse email amin'ny coinpot ihany no ampiasaina rehefa mi s'inscrire

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Misaotra de aona zan manao deconexion an io ry namana le bonus bitcoin ts mety.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Rehefa mi-déconnecte dia mi-clic amin'ilay hoe "Sign out" 

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Misaotra ry namana fa misy fotoana le annonce de misy refreshe de inona no atoko .

Aona ny manpiakatra al bitcoin io ry namana tedhnique.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Misy refresh ahoana izany ry namana? Matetika aloha misy pop-up fa mila atao retour dia tafaverina amin'ilay faucet ihany.

Ny teknika araka ny efa nambarako teo aloha dia ao amin'ny "challenges". Mila manenjika ireo tanjona isanandro, isambolana ary hatramin'izay (daily,monthly, all-time) ka arakaraka ny ahatratrarana ny tanjona no azahoana bonus coinpot token izay afaka atakalo bitcoin core ohatra, ka ny zavatra atao amin'izany dia ny claim, multiplier, sns... izay hita ao amin'ny "challenges".

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama ianao,

 

Izahao mba nanandrana nanao dia efa nisoratra anarana, efana niditra tamin'ireo lien 7 ary efa nahangona kelikely ihany. Efa ho tapabolana aho izao no nanao fa saingy rehefa nanao ilay retrait aho dia tsy tafa fa mangataka adresse de portefeuille ilay izy. Misy hoe : Entrer l'adresse portefeuille qui devrait recevoir les fonds. Ka afaka manampya ahy ve ianao. 

Marihiko fa efa nojereko ny mail ko fa tsy misy lien mihitsy mila io adresse porte feuille io.. 

Navadiko dash avokoa ny izy rehetra na ny token na ny btc na ny doge na ny ltc na ny bch.

 

Misaotra mialoha

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama,

Rehefa manao retrait dia mila adresse de portefeuille mihitsy ary ao amin'ny coinbase no afaka azahoana izany. Raha ohatra hoe dash no hanaovana retrait dia maka adresse dash ao amin'ny coinbase ianao, ohatra fotsiny ny coinbase fa misy portefeuille maro hafa ihany koa. Raha mampiasa coinbase dia mila miditra @ portefeuille dia safidinao ilay coin ohatra bitcoin, litecoin, dash, sns... dia clickena ilay hoe "réception" dia ao no ahitana ilay adresse ary iny no copiena eo amin'ny champ adresse rehefa manao retrait ao amin'ny coinpot.

Mankasitraka.

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Misaotra betsaka fa nety ilay izy. Fa misy msg flash hoe afaka 48 heures vao tonga. Dia tonga mankaiza ilay vola?

Dia ahoana no ahazahoana ilay vola ?

Misaotra indrindra !

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Raha coinbase no ampiasainao dia tonga any amin'ny solde coinbase ilay vola afaka 48 heures maximum fa matetika alohan'izay dia efa azo. Raha ny fomba tsotra afahana mamadika crypto ho vola dia ito site ito : supermarche.mg fa bitcoin, litecoin, ethereum ary usdcoin ihany no disponible afahana manao paiement.

 

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Misaotra betsaka,

Manotany ihany aho raha toa ka misy tsy azoko, tsy mampaninona anao ve ?

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Tsy mampaninona fa aza misalasala manontany raha misy tsy mazava.

avatar Christie

Christie
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Tsiory > Salama tompoko, atao ahoana kay azafady ny mamindra ny "gain" mankao @ portefeuille coinbase? Misaotra

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Miarahaba, ny fomba amindrana ny gain ao amin'ny coinbase dia manao retrait na "withdraw" ao amin'ny dashbord ao amin'ny coinpot dia safidinao fotsiny ilay coin tina retirena. Avy eo mameno champ rehetra : adresse bitcoin na litecoin ohatra, montant, sns... dia withdraw avy eo.

Avatar de NavalonaR

NavalonaR
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Miarahaba, ôtrinona eo no azonareo isaky ny retrait raha azo fantarina? mba atao motivation. Dia hafiriana nahazoanareo an'izay?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama, miankina amin'ny tsirairay ihany angamba fa ny azoko ambara dia possible azahoana entre 20-30$  (valeur crypto) isambolana raha amin'ny vidin'ny bitcoin amin'izao fotoana.

avatar Christie

Christie
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Ary ilay bitfun sy bonusbitcoin marina ho'aho toa tsy hita ao @ tableau de bord-n'ny coinbase e

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Hita ao ireo ka, Azahoana "bitcoin core" na "bitcoin" avokoa ny bitfun, bonusbitcoin ary moonbitcoin

Avatar de NavalonaR

NavalonaR
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Tsiory : fa tena otrn sarotra sy tsy arako ilay procédure be @ilay izy.

Ahoana no hanaovana le conversion an'ilay btc izao azafd?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Navalona : Ireo dingana voalaza ireo no arahina fa tsy sarotra io ka. Conversion btc amin'ny coinpot ve ny tinao lazaina sa?

Avatar de NavalonaR

NavalonaR
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Tsiory : conversion btc en dollars / euro/ ariary?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Ao amin'ny google fotsiny atao recherche hoe "btc en usd/euro/ariary"

Avatar de NavalonaR

NavalonaR
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Tsiory : ilay système ampiasainao ka?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Conversion btc en ariary no ampiasaiko, mampiasa coinbase

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama Tiosry35,

Naharay message toy izao aho rehefa nanao ilay retrait ilay nanotaniako anao roa andro lasa izay :

Vous venez de recevoir 0,00377312 DASH (1 462,4 Ar MGA) d'un compte externe en Dash. Il est possible que l'échange de vos Dash soit disponible uniquement au bout de 2 confirmations réseau.

Efa tapabolana ni-connecte anefa, efa lany 5 alina ariary tamin'ny frais de connextion. 

Fanotiana 1°  

rehefa no-klikena ilay hoe "Se connecter pour afficher la transaction" dia mamoaka  toy izao 

Solde : 0,00377312 DASH (1 456 MGA)

AOÛT07

Dash reçus

De Adresse de Dash

+0,0037 DASH

+1 458,20 MGA

Envoyer

Réception

Dia inona no atao ahazoana ilay vola ?

Fanotaniana faha-2

Kely da kely ilay vola nefa tena ni-claim be ida be, niartory mihitsy aza. Ahoana no ahazahoana vola fa tsy mahaonitra ilay frais de connexion akory ilay izy ?

 

Misaotra indrindra

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama Rinasoa,

Araka ny efa nambarako eo ambony raha manaraka ireo commentaire ireo ianao dia ny fomba iray fampiasako hamadihana crypto ho vola MGA dia ity site ity https://supermarche.mg/ ary efa nambarako ihany koa anefa fa bitcoin, litecoin, ethereum ary usdcoin ihany no moyen de paiement misy azo ampiasaina amin'io site izay lazaiko io.

Manaraka izany koa dia efa nilaza teknika afahana mampitombo haingana ny vola azo aho fa averiko ihany. Ao amin'ny "challenges" no miditra ary mila manatratra ireo tanjona mba azahoana bonus coinpot token maro izay afaka atakalo bitcoin, litecoin, bitcoin cash, sns...

Raha lazaiko tsotsotra dia raha mahavita 750 claims/jour, 100000 roll/jour @ multiplier, ireo dia efa azahoana vetivety. (Astuce kely @ multiplier : paramétrer-na ilay hoe "auto roll setting")

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Azafady Tsiory , ao amin'ny dashboard ve no misy izany challenge izany ?

ilay multipier ao amin'io dashboard io hany ve no misy ilay paraètre hanovana ho "auto rol seting"

Tsy mety izany ilay token navadika dash fa atao bitcoin, litecoin, ethereum ary usdcoin ihany.

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Farany azafady indrindra sady ialako tsiny ny tsipelina. Dia ohatrinona eo ho eo no mety ho azo amin'ilay mahavita 750 clam, 100000 rolls par jour ?

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Ao amin'ny coinpot amin'ny menu gauche iny misy hoe Dashboard, News, Lottery, Multiplier ary Challenges dia ilay "Challenges" no hidirana dia hita ao avokoa ireo objectif sy bonus token mifanaraka amin'ny tsirairay.

Toy izay ihany koa ilay multiplier, miditra amin'ilay izy mihitsy dia ao misy hoe "Auto roll settings", izay afahana mampiodina automatique ilay multiplier rehefa avy miclik ilay hoe "1 token" io.

Ny momba ilay dash aloha tsy arako loatra fa ny tena misy valeur amin'izao dia ny bitcoin.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Raha mahavita an'ireo miampy conversion an'izy rehetra ho anakiray, ohatra hoe bitcoin dia eo hoe eo amin'ny 0.00006 btc satoshi par jour eo izay 2702,97 MGA raha ny vidiny bitcoin amin'izao  

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

hay ve, ia raha tratra ilay mi claim 750 par jour de mazaho bitcoin tahaka ny ahoana ?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Diso kely ny nanoratako azy fa eo ho eo amin'ny 0.00006 bitcoin par jour eo no azo raha mahavita 750 claims sy 100k rolls/jour

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Misy karazany roa koa ilay bitcoin dia bitcoin cor e sy bitcoin dash, dia iza amin'ireo ity btc satoshi ambarana ity azafady indrindra

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Hay, ilay hoe "Bitcoin Core" no tiko ambara eto. 

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

izany hoe 2700 ariary iasan'andro no mety ho azo raha araka ireo fepetra lazainao ireo ?

Nandrana ilay autoroll aho, dia perte foana foana, atao ahoana ny manajanona azy rehefa mahazo aho fa ilay kely azo indray no fotsy mbola ilay autoroll iny ihany ve, d tsy afaka manova ilay bas sy haut mihitsy ve za eny ampandehanana ?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Raha ny vidin'ny bitcoin amin'izao fotoana dia izay eo ho eo no azo par jour.

Ohatra paramètre afaka ampiasaina @ multiplier :

* Onglet General :
Maximum no. of rolls : tsy kitihana 
Pause between rolls : No pause
Stop AutoRoll when profit reaches : 100
Stop AutoRoll when loss reaches : 100

* Onglet On win :
High/Low : No change ; Mutliplier : No change ; Stake : No change

* Onglet On lose : 
High/Low : Alternate ; Mutliplier : No change ; Stake : No change

 

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Misaotra bestaka Tsiory a

andramako indray ireo

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Tsy misy fisaorana fa io fomba ahatratrarana objectif amin'ilay multiplier dia azahoana bonus token

Avatar de NavalonaR

NavalonaR
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

salama, ity koa misy site PTC iray paiement tsotra kely fa mila faharetana ftsn. https://GramFree.world/?r=7037881

Rehefa kôtina avy eo ny gain azo dia mety eo @ 300 000ar par mois eo https://GramFree.world/?r=7037881 

:)

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salama NavalonaR,

Aza mitaona olona amin'io fa site arnaque io gramfree io. Efa tao aho no niala. 

Lany andro fotsiny ao fa tsy mahazo vola izany ianao na dia fenonao aza ilay 500 grams takiana ary na tapitrsa asesinao aza ny video rehetra 5 isan'andro omeny ao. Na ho tapitra andefasana daholo ho filieul aza ny namanao.

 

Mitandrema

 

Annonceur Professionnel : Steph12

Steph12
PROFESSIONNEL

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Miarahaba o !

Mba afaka azavain'i Tsiory ve azafady oe ahoana ny fanaovana retrait azafady ? de firy btc ny minimum afaka atao retrait ? 

Merci

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Miarahaba,

Araka ny efa nolazaiko rehefa manao retrait dia miditra amin'ilay coin izay tina retirena ohatra hoe bitcoin, litecoin, sns... dia misafidy ilay hoe "withdraw" ary mameno champ adresse portefeuille, montant, etc... dia withdraw avy eo. Ny minimum afahana manao retrait ho an'ny btc dia 10000 satoshi na 0,0001 btc.

Mankasitraka.

Annonceur Professionnel : Steph12

Steph12
PROFESSIONNEL

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Mankasitraka indrindra amin'ny valin-teninao,

Ary le convertion ve enao efa nanao ? za manko nanandrana fa tsy nety

Annonceur Professionnel : Steph12

Steph12
PROFESSIONNEL

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Naverko natao le conversion fa efa nety,

Misaotra o

avatar Christie

Christie
PARTICULIER

Madagascar

il y a 5 mois, avis :

Salut daholo,

Zaraiko eto ihany koa, astuce hitako amin'ilay multiplier : mampiasa ilay autoroll efa nolazain'i Tsiory etsy ambony ihany, dia sokafana amin'ny onglet maromaro ilay izy (10 onglets ny ahy ato) dia miaraka alefa daholo. Malaky kokoa hahatratrarana ilay challange journalier. Rehetra tratra ny challange journalier dia stopena mba tsy ho perte.

Akoatr'izay, misy fanontaniana vitsy ho an'izay afaka mamaly :

1) ny anareo ve rehefa mahazo Coinpot Token dia avadika BTC avy hatrany sa ahodina ampiasaina amin'ny lottery ohatra ilay token? (resaka rentabilité, azo atao ihany ve ilay Lottery ?)

2) efa nisy nanandrana conversion samihafa tamin'ireo altcoins ireo ve ato hoe iza no mety hahazoana tombony kokoa?

ohatra : dogecoin avadika token zay vao alefa BTC, na token avadika mooncoin ohatra zay vao avadika BTC.

Misaotra sahady ho anareo izay hamaly.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Salut,

Io mihitsy ny fomba atao amin'ilay multiplier mba ho aingana kokoa ny ahatratrarana ny nombre de roll amin'ny "challenges". Fa ankoatran'io dia misy koa ilay antsoina hoe méthode martingale izay azo ampiasaina amin'ny "multiplier" ary dia azahoana profit foana fa saingy fotsiny ny risque goavana amin'ilay izy dia mety ho very daholo ihany koa ny token rehetra ao anatin'ny fotoana fohy.

Ny torohevitra azoko omena angamba dia aza miditra loatra amin'ny kilokaloka ao ireny fa mety ho very ilay kely efa mba azo, saingy hoe miankina amin'ny tsirairay ihany ilay izy.

Mahakasika an'ilay hoe token dia raha ny ahy manokana aloha dia avadiko BTC foana fa ireo altcoins ireo manko manaraka ny fiovan'ny cours-ny BTC ihany, izany hoe ny BTC ihany aloha no hitako intéressant raha resaka rentabilité à long terme. 

Mankasitraka.

Annonceur Professionnel : Steph12

Steph12
PROFESSIONNEL

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Salut !

Aleo tonga de tsy midtra amle loterie mhts fa tena very fotsiny mhts ny tokens

Avatar de NavalonaR

NavalonaR
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

RINASOA : Salama :)

Mety diso site ianao fa bdb koa le mitovy² anarana aminy.
Zokinay izao efa nahazo t@io dia izay koa mba nanaovako.

Tsy maintsy mitandrina mhts fa bdb ny arnaque. Efa misy site fi-vérifier-na azy

avatar Rinasoa

Rinasoa
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Bonjour Tsiory

Mbola manangona amin'ilay bitcoin aloha hatreto dia miantso anao ihany rehefa manana olana. Fa mbla tsy nahazo hatreto. 

 

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Rinasoa : Salama,

Ny torohevitra azoko omena koa dia aza mitahiry ela loatra ao amin'ny coinpot fa rehefa tratra ny minimum afahana manao retrait dia manao retrait any amin'ny coinbase, na koa ohatra isaky ny erinandro no manao retrait.

Mirary soa.

avatar Christie

Christie
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Salama,

Mba tiako hofantatra ny anton'ny tsy tokony hanaovana tahiry ela ao @ coinpot Tsiory azafady indrindra.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Christie : Salama,

Ny antony dia resaka sécurité, aleo mitahiry any amin'ny coinbase fa any azo antoka kokoa fa ny tsara koa aloha dia mampiasa an'ilay 2FA ihany ao amin'ny coinpot raha mieritreritra hitahiry maharitra ao.

Avatar de Fanamby

Fanamby
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Bonjour,mba mitady fanampiana tompoko

Avatar de Fanamby

Fanamby
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Ahoana ny fomba atao raha toa ka havadika ho vola malagasy ilay Bitcoin azo,ao amin’ilay site fangalanao,misaotra mialoha

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Salama , Ry namana .

Za manao minumum am le asa de tsy olana ve amin io coinpot io de manao aona ny fandehany 2FA io . Misaotra

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Salama,

Fanamby : Ny fomba fampiasako mamadika vola gasy sy fangalana azy avy ao amin'ny coinbase dia ito site ito : https://supermarche.mg/

Iama : Ao amin'ny coinpot dia mi-clic eo amin'ilay adresse email dia misy hoe "Account details" io dia avy eo safidina ilay hoe "Enable 2FA". Marihiko fa mila mi-télécharge application ohatra hoe "google authenticator" amin'ny finday aloha vao afaka mampiasa ilay 2FA.

Avatar de Fanamby

Fanamby
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Ao amin’ilay hoe recharger zany,dia afaka firy jour no mivaly?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Fanamby : Ao amin'ilay hoe recharge express dia alaina amin'ny mobile money (orange money, mvola, sns..) fa vetivety ihany dia azo.

Avatar de Fanamby

Fanamby
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Ireto ry zareo misy lien vitsivitsy afaka angalana bitcoin sy litcoin,fa mila manana compte bitcoin satria adresse bitcoin no ilaina.raha mahaliana anareo dia tsisiho ireto lien ireto: https://m.miningplace.pro/index.php?reffid=q6WsrJ6Z https://ltcminer.com/1413081 https://m.miningbase.cloud/index.php?reffid=qqaup5ab.                                                

Avatar de Fanamby

Fanamby
PARTICULIER

Madagascar

il y a 4 mois, avis :

Bonjour tsiory,raha tsy coinbase v ny portefeuilles nampiasaina dia afaka maka vola ao amin’ny supermarcher foana?

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

Salama Tsiory ; za manaokatra coinpot.co de ts mahazo lien inona no atoko . 

Misaotra.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

Salama,

@Fanamby : Tsy maintsy coinbase ihany no afaka ampiasaina amin'ny supermarche.mg fa tsy mety raha portefeuille hafa.

@lama : Misy fotoana ilay lien alefan'ny coinpot somary taraiky vao tonga ao amin'ny mail fa ny metimety kokoa sady vetivety dia mampiasa ilay 2FA.

Mankasitraka.

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

Salama ; Mba omeo fanazavana mikasika an le 2FA ra mety OK. le izy ve ts maintsy manao telechargement en mobile sa sur ordi .

 

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

@lama : Mila mi-télécharge application "Authenticator" amin'ny mobile, misy maromaro izy ireo ohatra hoe google authenticator, andOTP, sns... fa ilay andOTP aloha no itako mora ampiasaina kokoa. Dia avy eo mampiditra ny code secret azo amin'ilay site fotsiny ao amin'ilay application dia mahazo code aléatoire mipoitra ao amin'ny finday.

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

Ok Misaotra raha azoko tsara zany tsy voatery sokafana le coinpot.co isakin ny miasa otrany ny coinbase .

Za mila manao appli sur android de manao telechargement de rehefa manao retrait vao mampiasa an le izy .

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

Tsy voatery sokafana ilay coinpot.co fa afaka miasa manao claim amin'ireo faucet 7 ireo foana ka. Ny coinbase koa afaka ampiasaina an'ilay 2FA.

Rehefa mi-connecte amin'ny coinpot.co dia mangataka ilay code 2FA izy rehefa activé amin'ilay compte ny 2FA. Dia toizay koa rehefa manao retrait na isaky ny manao conversion crypto ao amin'ny coinpot dia mangataka code izy.

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

Misaotra raha misy olana manontany . Mankasitraka .

avatar Harriyzuh

Harriyzuh
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

Miarahaba tompoko,

Ary ilay amovideon ve tena misy mahazo vola? Sao dia lany fotoana mijery video eto fotsiny

Ity ny lien : https://amovideon.pw/428287187125534/

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

Mankasitraka Tsiory ok

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 3 mois, avis :

[@lama] : Ok tsy misy fisaorana.

avatar Lovamirindra

Lovamirindra
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

Salama, ity misy fomba iray afaka atao koa, tsotra sady vetivety no tsy mila fotoana be ny fanaovana azy. Misoratra anarana ao @ sign in dia avy eo miditra ao @ le oe read news HTTP://CAPITALSOFNEWS.COM/P66759

avatar Rojonirina RAZAFINDRAZAKA

Rojonirina RAZAFINDRAZAKA
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

Salama daholo,
tsiory35, azafady namana, aiza ho aiza moa ny mirécupérer an ilay satoshi ?

Merci

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

Salama,

Efa tonga dia lasa ao amin'ny coinpot ilay satoshi isaky ny mi-claim ianao dia aveo rehefa mahatratra ilay minimum afahana manao retrait dia afaka retirena mankany amin'ny coinbase ohatra.

Mankasitraka.

Avatar de Raharisoa56

Raharisoa56
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

Bonjour, 

J'ai ouvert récemment un compte bitcoin quel etape faut il effectuer afin de transférer mon argent dans mon compte bitcoin pour ensuite le retirer?

Merci.

avatar Rojonirina RAZAFINDRAZAKA

Rojonirina RAZAFINDRAZAKA
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

Tsiory 35 ,
Salama , tena mihisatra be le izy 5.000ar par semaines, sô mba misy fika fa tena mihisatra be
Merci

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

[@Raharisoa56] : Bonjour,

Si vous avez un compte coinbase, vous pouvez retirer vos bitcoins en passant par le site https://supermarche.mg/ par exemple et les échanger contre de l'argent Mvola ou Orangemoney, mais il existe d'autres sites comme Localbitcoin, Paxfull, etc...

Cordialement,

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

[@Rojonirina RAZAFINDRAZAKA] : Salama,

Ny fomba afahana azahoana haingana dia amin'ny alalan'ny "challenge" sy "multiplier". Izany hoe atao izay azahoana étoile maro (1 étoile = 100 tokens). Ary marihiko fa arakaraka ny ahavitana "claim" maro no anisan'ny tena fomba haingana ampitomboina ny vola azo.

Mankasitraka.

Avatar de Raharisoa56

Raharisoa56
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

Bonjour, 

Ny compte bitcoin ve mitovy amy compte coinbase ?

Merci

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

[@Raharisoa56]  : Bonjour,

Ny coinbase dia portefeuille afahana mitahiry ireo lazaina hoe "cryptomonnaies" toy ny bitcoin, litecoin, bitcoin cash, sns...Fa ny compte bitcoin dia lazaina marimarina kokoa hoe adresse bitcoin.

Mankasitraka.

avatar Rojonirina RAZAFINDRAZAKA

Rojonirina RAZAFINDRAZAKA
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

Bonjour, Tsiory35
Misy probleme kely, misy coinbase 2 natao coint2 ordinateur 2 adresse mail 2 ol 2
samy manana ny moonbitcoin ..... fa vô mi clic ny iray de miverina 0 moonbitcoin iray

Raha azoko tsara izany dia vao misy mi clic ny iray am namana de tsy mahazo ?

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 mois, avis :

[@Rojonirina RAZAFINDRAZAKA] : Salama,

Tsy maintsy compte iray ihany no afaka ampiasaina amin'ny connexion iray fa raha tsy izany dia misy olana ary mety ho suspendu mihitsy ary ilay compte anakiroa.

 

avatar Mariusrsn

Mariusrsn
PARTICULIER

Germany

il y a 1 mois, avis :

Salama Tsiory,

 

Mbola mande tsara sy mipayer ve le lien nalefanao reo azafady?? vo iditra mantsy ny tenanay.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 1 mois, avis :

[@Mariusrsn]  : Salama,

Mbola mande tsara mihitsy ireo lien ireo ary azo antoka ny paiement.

Mankasitraka.

Avatar de Ndrasana250

Ndrasana250
PARTICULIER

Madagascar

il y a 1 mois, avis :

Il existe des  plateformes dont l'inscription est gratuite mais il faut persévérer pour  gagner plus. Si cela vous intéresse suivez ces liens et inscrivez vous :

  1.     Gagner de l'argent en publiant sur le réseaux sociaux : https://bit.ly/36mnKX8
  2.     Gagner de l'argent en effectuant plusieurs taches par jour : https://bit.ly/2GnTX7M
avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 26 jours, avis :

Salama Tsiory , 

Saika mba hanontany retrait etape par etape en supermarche mg fa mbola tsy maharaka de le mandefa am coinbase , 

Merci mialoha !

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 25 jours, avis :

[@lama]  Salama,

Raha hazavaina tsotsotra, rehefa hanao retrait amin'ny supermarche.mg dia atao recherche ao amin'ny site ny hoe "recharge express" dia mipoitra eo avokoa ny fomba afahana manao retrait : orange money, mvola, airtel money, dia misafidy ianao. Avy eo dia mameno ny info rehetra izay ilaina dia manindry ilay hoe "proceed to coinbase". Eo dia afaka misafidy indray na hanao paiement @ alalan'ny compte coinbase na paiement par crypto. Raha nisafidy ilay faharoa ianao dia ireto avy ny azo isafidianana : bitcoin, litecoin, ethereum, usdc.

Raha ny mahakasika ny fandefasana crypto amin'ny coinbase indray dia tsotra. Miditra amin'ny onglet "portefeuille" dia misy hoe Envoyer/Réception dia misafidy "envoyer, mampiditra ny montant valeur crypto na devise, mampiditra ny adresse andefasana ilay crypto, mameno ireo champ ambiny dia envoyer, ary mampiditra code.

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 24 jours, avis :

Salama Tsiory ;

 Misaotra tamin'ny fanazavana miresaka eo iahny ,

Mankasitraka

 

avatar lama

lama
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 jours, avis :

Salama Tsiory , 

Mbola afaka manontany aminy le retrait de coinpot vers coinbase et supermarché mg satria matahotra very le gain satria otrany tss controle Z.

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

il y a 2 jours, avis :

Salama lama,

Mbola afaka manontany foana ka. Fa ity misy torohevitra kely ho antsika rehetra, raha mbola azo atao dia aza mampiasa coinbase intsony fa portefeuille hafa ampiasaina, ohatra hoe hardware wallet na desktop wallet na izay mety aminao.

Mirary soa antsika rehetra.

Déposer votre commentaire ou avis sur l'annonce

1
2
[OK]

Veuillez d'abord vous authentifier pour ajouter votre commentaire.

Autres annonces récentes : "Informatique"

Un(e) charg(e) de marketing it (r2003-mktg)

il y a 23 heures / 166 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

QDATA recherche actuellement, pour renforcer ses équipes un(e) chargé(e) de Marketing IT, Rattaché au Responsable d’&eacut... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Un(e) data manager experimente(e) (r2011-dmg)

il y a 23 heures / 643 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

QDATA (groupe QUANTA-MEDICAL France) spécialisée en recherche clinique et épidémiologique recrute UN(E) DATA MANAGER EXPER... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Un(e) architecte developpeur (r2011-archdev)

il y a 23 heures / 372 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

QDATA recherche actuellement, pour renforcer ses équipes, un(e) Architecte Développeur (Poste en CDI) Rat... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Un(e) administrateur reseaux (r2012-admres)

il y a 23 heures / 415 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

QDATA filiale du groupe QUANTA-MEDICAL France recrute un administrateur réseaux (Poste proposé en CDI). Il aura pour objectif d&rsquo... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Un(e) testeur logiciel (r2012-testlog )

il y a 23 heures / 721 fois /

Antananarivo, ANTANANARIVO

QDATA filiale du groupe QUANTA-MEDICAL France recrute Un Testeur Logiciel. (Poste proposé en CDI). Il aura... Plus de détails
Avatar de QDATA

QDATA
PARTICULIER

Madagascar


Voir plus d'annonces "Informatique" >>

A propos de l'annonceur

Avatar de tsiory35

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

Membre depuis : 20/04/2019

PREMIUM

A louer Villa standing à andohanimandroseza

il y a 1 jour - 7593 fois - sur 2 avis

Andohanimandroseza, Antananarivo, ANTANANARIVO

Villa de standing, à étages sise dans le quartier résidentiel à Andohanimandroseza, avec vue sur le... Plus de détails

MOOSTITA

Immobilier / Maison, Villa
PREMIUM

A vendre Logiciel d'édition de partition solfa pour groupes chorales

il y a 1 jour - 24012 fois - sur 8 avis

Haja Nirina ANDRIANTSOA  vous offre un logicield'édition de partition SOLFA HARMONIA V 3.02 HA... Plus de détails

andhaja

Divers / Instruments de musique