Asa en ligne tsotra afaka ataon'ny rehetra

il y a 6 jours | 249 fois | Note : 3.00 sur 1 avis

Détails sur l'annonce

Miarahaba antsika rehetra! Ho an'izay rehetra manana ordinateur sy connexion internet ity tolotr'asa ity, mety atao fanampin'asa ary tsy mila fahaizana manokana fa afaka manao azy tsara ny tsirairay.

Mahakasika ny atao hoe "faucets" izy ity izay azahoana maimaimpoana ny atao hoe "cryptomonnaie" izay marihina fa afaka atakalo vola MGA.

Koa raha mahaliana anao ary izany dia ireto avy ireo dingana arahina momba izany :

1- Manokatra kaonty "coinbase" amin'ity lien ity https://www.coinbase.com/

2- Manao inscription amin'ito lien ito https://es.btcnewz.com/?ref=ae58490557c117ce70ba

3- Rehefa vita izay dia miditra amin'ny atao hoe "faucets". Ny "faucets" dia afahanao mi claim (mangataka) isaky ny 5 minitra ireo lazaina hoe "crypto" na "cryptomonnaie" toy ny bitcoin, litecoin, ethereum, sns...

4- Koa ireto misy sary anakiroa manoro ny fomba fanatanterahana sy dingana arahina amin'izany atao hoe "claim" izany :

(cf. photos)

5- Sary mampiseho ny solde "crypto" izay azo hatramin'izay (ao amin'ny dashboard)

(cf. photos)

6- Fomba fanaovana "retrait" mankany amin'ny kaonty "coinbase"

Ao amin'ny "dashboard" dia clikena ny "crypto" iray ohatra hoe "bitcoin (satoshi)" dia misy safidy maromaro mipoitra eo ambany ka clikena ilay hoe "withdraw". Marihina fa efa apetrany eo daholo ireo fepetra ilaina afahana manao "retrait", ohatra hoe raha ny bitcoin (satoshi) dia 11000 farafahakeliny, raha manao retrait amin'ny coinbase dia tsy misy sarany fa maimaimpoana, sns...Afaka 48h na 2 andro eo dia hita any amin'ny kaonty "coinbase" ilay "crypto".

7- Fomba anakalozana crypto ho vola MGA dia toy izao :

Miditra ato amin'ity site ity https://supermarche.mg/ ary atao recherche ao ny hoe "recharge express orange money". Dia misafidy fotsiny ohatra hoe "recharge express orange money" dia atao "mode de paiement bitcoin, sns" dia manaraka ny toromarika izay voalaza eo.

8- Porofo vola azo :

(cf. photos)

9- Torohevitra vitsivitsy :

Ezaho hatrany ny mampitombo ireo "bonus" isakarazany mba hapitombo haingana ny "crypto" azo isaky ny "claim". Ohatra amin'izany ireto manaraka ireto, izay tena zavadehibe :

* Daily bonus : mitombo 1% isanandro io bonus io raha tsy tapaka mi claim mihitsy ary miverina 0 raha tapaka na indray andro fotsiny ary. (Afaka apitomboina koa izy io, miditra ao amin'ny "Market Place", vidina amin'ny alalan'ny "ES-Coins" izay vola fampiasa ao amin'ilay site).

* Extra bonus day : isan'ny andro afahana mitazona ny "Daily bonus" tsy iverina 0, afaka vidina ao amin'ny "Market Place" ihany koa, ohatra : 1 day, 2 days, sns...

* Es-Coin Bonus : Arakaraka ny "ES-Coins" izay ananana no mapitombo ny bonus azo ary arakaraka ny "level". Ohatra : raha manana 221.000 ES-Coins dia mifanaraka amin'ny level 10, izay azahoana 50% bonus isaky ny mi claim amin'ny "faucet" tsirairay avy (mihisa 13 ireo "faucets" ireo).

Mampiasà ny "échange" na takalo hanafainganana ny fanaovana "retrait" ohatra, fa indrindra indrindra hampitomboina ny ES-Coins, izay azahoana "bonus" amin'ireo "faucet" tsirairay avy.

Ny tena zavadehibe dia ny fahazotona mi claim matetika ary ezahina tsy tapaka mihitsy mba apitombo ny "bonus" hatrany. Izany koa no afahana mapitombo haingana ny vola azo. Eto ihany koa dia tsara ny manome lanja ny resaka "parrainage" satria azahoana 25% isaky ny claim ataon'ireo "filleuls".

Farany dia mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra ary mazotoa mi claim daholo :)

Mankasitra indrindra,

Commentaires sur l'annonce (1)

Avatar de razana

razana
PARTICULIER

Madagascar

il y a 7 jours, avis :

https://vkumoney.xyz/54668324068189/

 

Déposer votre commentaire ou avis sur l'annonce

1
2
[OK]

Veuillez d'abord vous authentifier pour ajouter votre commentaire.

Autres annonces récentes : "Informatique"

Travail en ligne

il y a 8 heures / 21 fois /

67 ha afovoany andrefana, Antananarivo, ANTANANARIVO

Bonjour, voici un site rémunérant très intéressant, il propose de gagner des satoshis en... Plus de détails
Annonceur Professionnel

Giles
PROFESSIONNEL

Madagascar


Ecoin nouveau monnaie virtuel de microsoft

il y a 18 heures / 320 fois /

Microsoft lance sa monnaie électronique "Ecoin" comme le Bitcoin et le Ethereum. Le Ecoin a une valeur de 2.5$ actuellement. Inscris... Plus de détails

1 000 000 MGA

avatar rajaonarsr

rajaonars
PARTICULIER

Madagascar


Ecoin, la monnaie électronique du géant du web : microsoft

il y a 18 heures / 329 fois / sur 1 avis

Microsoft lance sa monnaie électronique "Ecoin" comme le Bitcoin et le Ethereum. Le Ecoin a une valeur de 2.5$ actuellement. Inscris... Plus de détails

10 000 000 MGA

avatar rajaonarsr

rajaonars
PARTICULIER

Madagascar


Asa amin'ny internet tsotra ho an'ny rehetra

il y a 18 heures / 1284 fois / sur 2 avis

Transformez les LIKES (👍🏻) en argent💰🔥. Cam.TV est le premier Réseau Social où les LIKES que vous recevez... Plus de détails

1 MGA

avatar rajaonarsr

rajaonars
PARTICULIER

Madagascar


Asa en ligne tsy mila investissement

il y a 18 heures / 2200 fois / sur 1 avis

Cam.TV est le premier Réseau Social où les LIKES que vous recevez valent de l’argent.  Inscriv... Plus de détails

300 EUR

avatar rajaonarsr

rajaonars
PARTICULIER

Madagascar


Voir plus d'annonces "Informatique" >>

A propos de l'annonceur

avatar tsiory35r

tsiory35
PARTICULIER

Madagascar

Membre depuis : 20/04/2019

PREMIUM

A louer Villa standing à andohanimandroseza

il y a 15 heures - 4413 fois - sur 1 avis

Andohanimandroseza, Antananarivo, ANTANANARIVO

Villa de standing, à étages sise dans le quartier résidentiel à Andohanimandroseza, avec vue sur le... Plus de détails

MOOSTITA

Immobilier / Maison, Villa
PREMIUM

A vendre Logiciel d'édition de partition solfa pour groupes chorales

il y a 15 heures - 21458 fois - sur 8 avis

Haja Nirina ANDRIANTSOA  vous offre un logicield'édition de partition SOLFA HARMONIA V 3.02 HA... Plus de détails

andhaja

Divers / Instruments de musique