Asa en ligne
il y a 7 ans | 9338 fois | Note : 3.00 sur 1 avis
Cette annonce peut ne plus être disponible (déposée il y a plus de un mois)
Détails sur l'annonce
Tsara ho fantatra mialoha dia tsy maha-panakarena vetivety izy akory fa vadin'asa. Satria ny vola raisina dia 0,001$ hatramin'ny 0,02$. Kanefa fomba filalaovana vola ny atom-pisiany. Refa misoratra anarana @lien alefako ianao dia omeko 4.000ar fin du mois isaky ny inscription @site alefako kanefa ny misy fepetra arahina vao afaka alefako io vola io @alalan'ny MVOLA ihany.
Ny fepetra: - mila mi-clic pub isanandro ianao (17clic/jour minimum) andanianao 10minitra isanandro hatr@ ora iray. - isambolana dia mitomboka ny 4000ar/site rehefa feno ny fepetra
Raha alaina sary antsaina io pub io dia izao no fandehany:
Raha misy site (y = isa) alefako ka manao inscription @io ianao dia mahazo y X 4000ar faran'ny volana raha mahafeno fepetra. Exemple 2 liens = 2 x 4000ar = 8000ar/mois ; raha 20 liens = 20 x 4000ar = 80.000ar.
Ny tombony ho anao dia - manana compte manokana ho anao ianao t@ilay lien nalefako - rehefa mi clic ianao dia misy ilay dollar tafiditra ao @compte-nao (ho anao manokana iny) ary rehefa feno ny 2$ dia afaka afindranao @compte payza ka miangona miangona ao ilay vola. - Fa fanampin'izay dia mahazo 4000ar isakn site ianao raha mahafeno clic anatin'ny un mois fanampin'ny dollar efa hazonao @ilay site.
TSARA HO FANTATRA: - Ny site dia gratuit daholo (sans investissement) fa ny vola miditra aminao dia kely dia kely - Tsy manakana anao investissement nefa izany anodinanao vola fa ianao ihany no mahita izay amolavolanao ny site-nao. - Izao dia mamaly foana isaky ny misy fanontaniana (assistance) sy mapandre raha toa ka mivadika mampiahiahy ny site iray.
- Site vérifié (2 isa) fa mbola hitombo hatrany
Hangatao ao @ piecemada@gmail.com ary ny lien raha vonona sy anao inscription ianao.
Déposer votre commentaire ou avis sur l'annonce
Autres annonces récentes : "Informatique"
Tolotra asa en ligne azo antoka afaka atao vadin'asa tsara - tsy mila investissement
il y a 1 heure / 5147 fois / sur 2 avis
Travail en ligne avec paiement par western union, paypal, bitcoin etc
il y a 14 heures / 30112 fois / sur 35 avis
Travail en ligne ( nouveau)
il y a 14 heures / 11393 fois / sur 24 avis
Faire du trading facilement
il y a 20 heures / 2880 fois / sur 14 avis
Gagner des cryptomonnaies facilement et sans investissement
il y a 20 heures / 673 fois /
Voir plus d'annonces "Informatique" >>
A vendre Anay : collations diverses et transformation agroalimentaire
il y a 19 heures - 1503 fois - sur 4 avis
Ambatobe, Antananarivo, ANTANANARIVO
Offre de services Itana-maitso ? jardinier/paysagiste à antananarivo - madagascar ?
il y a 19 heures - 8350 fois -
Antananarivo, ANTANANARIVO
A vendre Logiciel d'édition de partition solfa pour groupes chorales
il y a 19 heures - 29275 fois - sur 12 avis